Genesis 25:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa samy notolorany fanomezana avy ireo zanak’i Abrahama tamin’ireo vady tsindranony hafa ka nampandehaniny hiala amin’Isaka zanany hiantsinanana ho any amin’ny tany atsinanana dieny mbola velona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tolotanana no nomeny ny zanaky ny vaditsindranony; sady mbola velona teo izy dia efa nampandehaniny izy ireo hiala teo amin’i Isaaka hiantsinanana any amin’ny tany Atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dieny mbola velona kosa i Abrahama no samy notolorany fanomezana ireo zanaky ny vadikeliny ary nampanalaviriny an’i Itsehàka zanany hankany amin’ny tany atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny zanak'ireo vaditsindranony hafa, izay nananan'i Abrahama, dia samy notolorany avy ka nampandehaniny, dieny mbola velona izy, hiala amin'Isaka zanany hiantsinanana ho any amin'ny tany atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa samy notolorany fanomezana avy ireo zanak’i Abrahama tamin’ireo vady tsindranony hafa ka nampandehaniny hiala amin’Isaka zanany hiantsinanana ho any amin’ny tany atsinanana dieny mbola velona izy.
malagasy