Genesis 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby fitopolo amby zato taona ny andro niainan’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy amby fitopolo amby zato taona no andro niainan’i Abrahama,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatratra dimy amby fitopolo amby zato taona no nahaveloman’i Abrahama,
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Abrahama dia dimy amby fito-polo amby zato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby fitopolo amby zato taona ny andro niainan’i Abrahama.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Abrahama dia dimy amby fito-polo amby zato taona.