Genesis 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala aina i Abrahama ka maty, rehefa fotsy volo tsara sady lahiantitra ela niainana; dia nangonina any amin’ny razany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka efa tratra antitra tsara, ary efa ela sy lava andro niainana i Abrahama vao niala aina, ka maty, dia nakambana tamin’ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niala aina izy ka maty tamim-pahanterana rehefa fotsy volo tsara sy voky andro, ary voakambana tamin’ny razany.
Malagasy Bible 1865
Dia niala aina Abrahama ka maty, rehefa fotsy volo tsara sady lahy antitra ela niainana; dia voangona any amin'ny razany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala aina i Abrahama ka maty, rehefa fotsy volo tsara sady lahiantitra ela niainana; dia nangonina any amin’ny razany izy.
malagasy
Dia niala aina Abrahama ka maty, rehefa fotsy volo tsara sady lahy antitra ela niainana; dia voangona any amin'ny razany izy.