Genesis 25:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalevin’Isaka sy Ismaela zanany tao amin’ilay zohy ao Makpela izy; tao amin’ny sahan’i Efrona, zanak’i Zohara hetita, izay tandrifin’i Mamre izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalevin’i Isaaka sy i Ismaely zanany izy, tao amin’ny zohy any Makpelà, amin’ny sahan’i Efrôna, zanak’i Seôra Heteanina, tandrifin’i Mambre,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Itsehàka sy i Jismahela zanany no nandevina azy tao amin’ny lava-baton’i Makpelà, ao amin’ny sahan’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara izay Hetita, dia ilay saha ao akaikin’i Mamre.
Malagasy Bible 1865
Ary nalevin'Isaka sy Isimaela zanany izy tao amin'ny zohy ao Makpela, tao amin'ny sahan'i Efrona, zanak'i Zohara Hetita, izay tandrifin'i Mamre,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalevin’Isaka sy Ismaela zanany tao amin’ilay zohy ao Makpela izy; tao amin’ny sahan’i Efrona, zanak’i Zohara hetita, izay tandrifin’i Mamre izany.
malagasy
Ary nalevin'Isaka sy Isimaela zanany izy tao amin'ny zohy ao Makpela, tao amin'ny sahan'i Efrona, zanak'i Zohara Hetita, izay tandrifin'i Mamre,