Genesis 26:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy mosary indray teo amin’ny tany, ankoatra ilay mosary voalohany fony fahavelon’i Abrahama. Ary Isaka dia nankany amin’i Abimeleka, mpanjakan’ny Filistina, tany Gerara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy mosary indray tamin’ny tany; hafa fa tsy ilay mosary fony fahavelon’i Abrahama. Ka lasa i Isaaka nankany Jerara amin’i Abimeleka, mpanjakan’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy mosary teo amin’ny tany, hafa noho izay niseho tamin’ny andron’i Abrahama; koa lasa i Itsehàka nankany amin’i Abimelèka mpanjakan’i Filistinina tao Gerara.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mosary indray teo amin'ny tany afa-tsy ilay mosary voalohany fony fahavelon'i Abrahama. Ary Isaka nankany amin'i Abimeleka mpanjakan'ny Filistina, tany Gerara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy mosary indray teo amin’ny tany, ankoatra ilay mosary voalohany fony fahavelon’i Abrahama. Ary Isaka dia nankany amin’i Abimeleka, mpanjakan’ny Filistina, tany Gerara.
malagasy
[Ny nivahinian'Isaka tany Gerara] Ary nisy mosary indray teo amin'ny tany afa-tsy ilay mosary voalohany fony fahavelon'i Abrahama. Ary Isaka nankany amin'i Abimeleka mpanjakan'ny Filistina, tany Gerara.