Genesis 26:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin’ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Abimeleka: «Ahoana no nanaovanao izany taminay? Fa nety ho nisy nandeha tamin’ny vadinao ny olona ka ho nampiditra fahotana taminay ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Abimelèka hoe: –Inona ity nataonao taminay? Efa nisy lehilahy anankiray tamin’ny vahoaka saika handry tamin’ny vadinao, ka ho nahatonga heloka taminay ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin'ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin’ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao!
malagasy
Ary hoy Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin'ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao.