Genesis 26:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Isaka dia namafy tamin’izany tany izany ka nahazo zato heny satria notahin’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Isaaka namafy tamin’izany ka nahavokatra avo zato heny izy tamin’io taona io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany taona izany dia namafy tao amin’io tany io i Itsehàka, ka nahazo zato heny satria notahîn’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia namafy tamin'izany tany izany Isaka ka nahazo zato heny tamin'izay taona izay, satria efa notahin'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Isaka dia namafy tamin’izany tany izany ka nahazo zato heny satria notahin’NY TOMPO izy.
malagasy
Dia namafy tamin'izany tany izany Isaka ka nahazo zato heny tamin'izay taona izay, satria efa notahin'i Jehovah izy.