Genesis 26:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahangona fananana be izy, dia ondry aman’osy sy omby ary mpanompo maro, hany ka nialona azy ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nananany andiany maro ny biby fiompy na lehibe na kely; ary nananany betsaka koa ny mpanompo; ka velom-pialonana azy ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana andian’ondry aman’osy sy andian’omby ary mpanompo maro izy, ka nialonan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
fa nanana fananana be izy, dia ondry aman'osy sy omby ary andevo maro; ka dia nialona azy ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahangona fananana be izy, dia ondry aman’osy sy omby ary mpanompo maro, hany ka nialona azy ny Filistina.
malagasy
fa nanana fananana be izy, dia ondry aman'osy sy omby ary andevo maro; ka dia nialona azy ny Filistina.