Genesis 26:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lavaka fantsakana rehetra izay nohadin’ny mpanompon’ny rainy fony fahavelon’i Abrahama rainy, dia notampenan’ny Filistina ka nototofany tany avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nototofan’ny Filistinina nofenoiny tany avokoa ny lavaka fantsakana nohadin’ny mpanompon-drainy, fony fahavelon’i Abrahama rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no antony nanotofan’izy ireo tany ny lavaka fantsakana izay nohadîn’ny mpanompon’i Abrahama rainy fony fahavelony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lavaka fantsakana rehetra, izay efa nohadin'ny mpanompon-drainy fony fahavelon'i Abrahama rainy, dia efa novonoin'ny Filistina sy nototofany tany avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lavaka fantsakana rehetra izay nohadin’ny mpanompon’ny rainy fony fahavelon’i Abrahama rainy, dia notampenan’ny Filistina ka nototofany tany avokoa.
malagasy
Ary ny lavaka fantsakana rehetra, izay efa nohadin'ny mpanompon-drainy fony fahavelon'i Abrahama rainy, dia efa novonoin'ny Filistina sy nototofany tany avokoa.