Genesis 26:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Abimeleka tamin’Isaka: Mialà eto aminay fa mahery lavitra noho izahay ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Abimeleka nanao tamin’i Isaaka hoe: «Mandehana miala aty aminay ianao, fa efa mahery lavitra noho izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Itsehàka i Abimelèka hoe: –Mialà eto aminay satria efa tonga mahery lavitra noho izahay ianao izao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abimeleka tamin'Isaka: Miala atỳ aminay; fa ianao mahery lavitra noho izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Abimeleka tamin’Isaka: Mialà eto aminay fa mahery lavitra noho izahay ianao.
malagasy
Ary hoy Abimeleka tamin'Isaka: Miala atỳ aminay; fa ianao mahery lavitra noho izahay.