Genesis 26:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo Isaka ka nanorina ny tranolainy tao an-dohasahan’i Gerara ary nonina tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha i Isaaka ka niorin-day teo an-dohasahan’i Jerara sy nonina teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niala teo i Itsehàka, dia nanorin-day tao an-dohasahan’i Gerara ka nipetraka tao.
Malagasy Bible 1865
Ary lasa niala teo Isaka, dia nanorina ny lainy teo an-dohasahan'i Gerara ka nonina teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo Isaka ka nanorina ny tranolainy tao an-dohasahan’i Gerara ary nonina tao.
malagasy
Ary lasa niala teo Isaka, dia nanorina ny lainy teo an-dohasahan'i Gerara ka nonina teo.