Genesis 26:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niseho taminy NY TOMPO ka niteny hoe: Aza midina any Ejipta ianao fa mitoera eo amin’ny tany izay holazaiko aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh niseho taminy, ka nanao hoe: «Aza midina any Ejipta, fa mitoera amin’ny tany izay holazaiko aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niseho taminy ny TOMPO ka nanao hoe: –Aza mandeha midina any Ejipta, fa monena eo amin’ny tany izay hambarako anao.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niseho taminy ka nanao hoe: Aza midina any Egypta ianao; mitoera eo amin'ny tany izay holazaiko aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niseho taminy NY TOMPO ka niteny hoe: Aza midina any Ejipta ianao fa mitoera eo amin’ny tany izay holazaiko aminao.
malagasy
Ary Jehovah niseho taminy ka nanao hoe: Aza midina any Egypta ianao; mitoera eo amin'ny tany izay holazaiko aminao.