Genesis 26:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo niady tamin’ny mpiandry ondrin’Isaka ny mpiandry ondry tao Gerara ka niteny hoe: Anay ny rano! Noho izany dia nataon’Isaka hoe Eseka, ny anaran’ilay lavaka fantsakana, satria nifandìtra taminy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niadian’ny mpiandry ondry tao Jerara ny mpiandry ondrin’i Isaaka nataony hoe: «Anay ny rano.» Ka nataon’i Isaaka hoe Eseka ny anaran’ny lavaka fantsakana, satria niadian-dry zareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niady tamin’ireo mpiandry ondrin’i Itsehàka ireo mpiandry ondry tao Gerara ka nanao hoe: –Anay ny rano. Dia nantsoin’i Itsehàka hoe Hesèka izany hoe Fifandirana ny fantsakana, satria nifandiran’ireo izy.
Malagasy Bible 1865
Ary niady tamin'ny mpiandry ombin'Isaka ny mpiandry omby tao Gerara ka nanao hoe: Anay ny rano; ary ny anaran'ny lavaka fantsakana dia nataon'Isaka hoe Eseka, satria nifanditra taminy izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary niady tamin'ny mpiandry ombin'Isaka ny mpiandry omby tao Gerara ka nanao hoe: Anay ny rano; ary ny anaran'ny lavaka fantsakana dia nataon'Isaka hoe Eseka, satria nifanditra taminy izy ireo.