Genesis 26:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa indray, fa io kosa tsy mba niadiana; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Nomen’NY TOMPO toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eto amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa indray, izay vao tsy niadiana intsony, ka nataony hoe Rekôbôta ny anarany: Satria, hoy izy, efa nomen’i Iaveh toera-malalaka isika, ka hiadana amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niala tao izy ary nampandavaka fantsakana hafa indray; fa tsy mba niadian’ireo kosa io ka nantsoin’i Itsehàka hoe Rehôbôta na Fahalalahana, satria hoy izy hoe: «Ankehitriny ny TOMPO dia efa nanome toera-malalaka ho antsika mba hahazoantsika fahombiazana eto amin’ity tany ity.»
Malagasy Bible 1865
Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa koa indray; fa io kosa tsy mba niadiany; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Efa nomen'i Jehovah toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa indray, fa io kosa tsy mba niadiana; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Nomen’NY TOMPO toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eto amin’ny tany.
malagasy