Genesis 26:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanorina alitara teo izy ary niantso ny anaran’NY TOMPO sady nanorina ny tranolainy teo koa; dia nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompon’Isaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanangana ôtely teo i Isaaka, ka niantso ny anaran’i Iaveh. Ary niorin-day teo izy, ka nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanorina alitara teo i Itsehàka ka nivavaka tamin’Andriamanitra sady niantso Azy hoe TOMPO. Namelatra ny lainy izy ary nihady lavaka fantsakana hafa koa ireo mpanompony.
Malagasy Bible 1865
Ary nanorina alitara teo izy, dia niantso ny anaran'i Jehovah sady nanorina ny lainy teo koa; ary nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompon'Isaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanorina alitara teo izy ary niantso ny anaran’NY TOMPO sady nanorina ny tranolainy teo koa; dia nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompon’Isaka.
malagasy
Ary nanorina alitara teo izy, dia niantso ny anaran'i Jehovah sady nanorina ny lainy teo koa; ary nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompon'Isaka.