Genesis 26:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy hanisy ratsy anay ianao, tahaka ny tsy nikasihanay anao akory sy tahaka ny tsy nanaovanay na inona na inona taminao afa-tsy ny soa ihany, satria navelanay handeha soa amantsara ianao. Efa notahin’NY TOMPO ianao ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hianiana ianao fa tsy hanisy ratsy anay, araka ny tsy nikasihanay anao akory, na nanaovanay na inona na inona taminao afa-tsy ny soa ihany, fa efa nampandehaninay soa aman-tsara ianao. Ary ianao izao no ilay hasoavin’i Iaveh.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mianiàna àry aminay fa tsy hanisy ratsy anay ianao tahaka ny tsy nampijalianay anao. Tsy nisy afa-tsy ny soa no nataonay taminao ka nalefanay ombàm-piadanana ianao, izay efa notahîn’ny TOMPO ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
fa tsy hanisy ratsy anay ianao, tahaka ny tsy nanendrenay anao akory, sy tahaka ny tsy nanaovanay na inona na inona taminao afa-tsy ny soa ihany, fa efa nampandehaninay soa aman-tsara ianao. Fa ianao ankehitriny efa notahin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy hanisy ratsy anay ianao, tahaka ny tsy nikasihanay anao akory sy tahaka ny tsy nanaovanay na inona na inona taminao afa-tsy ny soa ihany, satria navelanay handeha soa amantsara ianao. Efa notahin’NY TOMPO ianao ankehitriny.
malagasy