Genesis 26:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivahinia eto amin’ity tany ity ianao, dia homba anao sy hitahy anao Aho. Fa ianao sy ny taranakao no homeko ireto tany rehetra ireto ka hotanako ny fianianana izay nataoko tamin’i Abrahama rainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia eto amin’ity tany ity mitoetra; fa homba anao Aho, sy hanisy soa anao; homeko anao sy ny taranakao ireto tany rehetra ireto, fa hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivahinia eto amin’ity tany ity fa homba anao Aho ary hitahy anao, satria ny taranakao no homeko ireo faritany rehetra ireo, fa hotanterahiko ny fampanantenana efa nianianako tamin’i Abrahama rainao.
Malagasy Bible 1865
Miva­hinia eto amin'ity tany ity ianao, dia homba anao sy hitahy anao Aho; fa ianao sy ny taranakao no homeko ireto tany rehetra ireto, ka hotoviko ny fianianana izay nataoko tamin'i Abrahama rainao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivahinia eto amin’ity tany ity ianao, dia homba anao sy hitahy anao Aho. Fa ianao sy ny taranakao no homeko ireto tany rehetra ireto ka hotanako ny fianianana izay nataoko tamin’i Abrahama rainao.
malagasy
Miva­hinia eto amin'ity tany ity ianao, dia homba anao sy hitahy anao Aho; fa ianao sy ny taranakao no homeko ireto tany rehetra ireto, ka hotoviko ny fianianana izay nataoko tamin'i Abrahama rainao;