Genesis 26:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia nifoha vao maraina izy ireo ka nifampianiana. Dia navelan’Isaka handeha izy ireo ka lasa nody soa amantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nifoha vao maraina koa izy, dia samy nanao fianianana izy roa tonta, izay izy ireo vao nalefan’i Isaaka; ka dia lasa soa aman-tsara niala taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifoha maraina avy izy ireo ny ampitso ary samy nifanao velirano. Avy eo nalefan’i Itsehàka izy telo mianaka, ka lasa nody ombàm-piadanana.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa izy, ka samy nanao fianianana; dia nampandehanin'Isaka ireo, ka dia lasa nody soa aman-tsara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia nifoha vao maraina izy ireo ka nifampianiana. Dia navelan’Isaka handeha izy ireo ka lasa nody soa amantsara.
malagasy
Dia nifoha maraina koa izy, ka samy nanao fianianana; dia nampandehanin'Isaka ireo, ka dia lasa nody soa aman-tsara izy.