Genesis 26:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia avy ny mpanompon’Isaka ka nanambara taminy ny amin’ny lavaka fantsakana izay nohadiny sady niteny taminy hoe: Nahita rano izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tao amin’i Isaaka androtr’izay ihany ny mpanompony, nilaza ny momba ny lavaka fantsakana izay nohadiny tamin’izany ka nanao taminy hoe: «Efa nahita rano izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtr’iny ihany dia tonga ireo mpanompon’i Itsehàka nanambara taminy ny vaovao momba ny fantsakana izay nolavahany ka nilaza hoe: –Nahita rano izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia avy ny mpanompon'Isaka ka nanambara taminy ny amin'ny lavaka fantsakana izay efa nohadiny ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia avy ny mpanompon’Isaka ka nanambara taminy ny amin’ny lavaka fantsakana izay nohadiny sady niteny taminy hoe: Nahita rano izahay!
malagasy
Ary tamin'izany andro izany dia avy ny mpanompon'Isaka ka nanambara taminy ny amin'ny lavaka fantsakana izay efa nohadiny ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay.