Genesis 26:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony hoe Sheba ny anaran’io toerana io. Izany no niantsoana ny anaran’ny tanàna hoe Bery-Sheba mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataony hoe Sibea ny anaran’ny fantsakana, Izany no nanaovana ny anaran’ny tanàna hoe Bersabea mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoin’i Itsehàka hoe Sibehà (na hoe Fianianana) ilay fantsakana. Izany no nanaovana ny anaran’ny tanàna hoe Beera-Seba na hoe Fantsakana fianianana mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao ny anarany hoe Sheba izy; izany no nanaovana ny anaran'ny tanàna hoe Beri-sheba mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony hoe Sheba ny anaran’io toerana io. Izany no niantsoana ny anaran’ny tanàna hoe Bery-Sheba mandraka androany.
malagasy
Dia nanao ny anarany hoe Sheba izy; izany no nanaovana ny anaran'ny tanàna hoe Beri-sheba mandraka androany.