Genesis 26:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo taona i Esao raha nampakatra an’i Jodita, zanakavavin’i Bery hetita, sy i Basemata, zanakavavin’i Elona hetita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa efapolo taona i Esao dia nanambady an’i Jodita, zanak’i Beeri Heteanina, sy Basemata, zanak’i Elôna Heteanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 40 taona i Hesao raha nampakatra vehivavy hetita anankiroa ho vadiny, dia i Jehodita zanakavavin’i Bery sy i Basemàta zanakavavin’i Elôna.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa efa-polo taona Esao, dia nampakatra an'i Jodita, zanakavavin'i Bery Hetita, sy Basemata, zanakavavin'i Elona Hetita, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo taona i Esao raha nampakatra an’i Jodita, zanakavavin’i Bery hetita, sy i Basemata, zanakavavin’i Elona hetita.
malagasy
[Ny nampakaran'i Esao vehivavy Kananita ho vadiny] Ary rehefa efa-polo taona Esao, dia nampakatra an'i Jodita, zanakavavin'i Bery Hetita, sy Basemata, zanakavavin'i Elona Hetita, izy.Dia nangidy tamin'ny fanahin'Isaka sy Rebeka indrindra ireny.