Genesis 26:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nangidy tamin’Isaka sy i Rebeka loatra anefa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahasorisorena mafy an’i Isaaka sy i Rebekà izy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangidy hoditra tamin’i Itsehàka sy i Rebekà izy roa vavy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nangidy tamin'ny fanahin'Isaka sy Rebeka indrindra ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nangidy tamin’Isaka sy i Rebeka loatra anefa izany.
malagasy
Dia nangidy tamin'ny fanahin'Isaka sy Rebeka indrindra ireny.