Genesis 26:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso an’Isaka i Abimeleka ka niteny hoe: Hita mihitsy fa vadinao izy, koa nahoana no nolazainao hoe Anabaviko izy? Dia hoy Isaka taminy: Satria hoy aho anakampo hoe: Fandrao ho faty noho ny aminy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso an’i Isaaka izy, ka nanao hoe: «Hita fa vadinao mihitsy izy. Ka ahoana no nilazanao hoe: Anabaviko io.» Ary hoy i Isaaka taminy: «Satria, hoy aho anakampo, sao dia maty aho noho ny aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanantsoin’i Abimelèka i Itsehàka ka nilazany hoe: –Hay tena vadinao tokoa izy, koa nahoana no nolazainao hoe anabavinao? Hoy kosa ny navalin’i Itsehàka azy: –Nilaza izany aho fandrao vonoina ho faty noho ny aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Abimeleka dia niantso an'Isaka ka nanao hoe: Efa hita mihi­tsy fa vadinao izy, ka nahoana no nolazainao hoe: Anabaviko izy? Ary hoy Isaka taminy: Satria hoy izaho anakampo: Fandrao maty aho noho ny aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso an’Isaka i Abimeleka ka niteny hoe: Hita mihitsy fa vadinao izy, koa nahoana no nolazainao hoe Anabaviko izy? Dia hoy Isaka taminy: Satria hoy aho anakampo hoe: Fandrao ho faty noho ny aminy aho.
malagasy