Genesis 27:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoentinao any amin’ny rainao hohaniny io mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoentinao ao amin-drainao izany dia hohaniny, mba hitsofany rano anao, alohan’ny hahafatesany.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoentinao any amin-drainao izany hohaniny ka hanomezany tsodrano anao alohan’ny hahafatesany.
Malagasy Bible 1865
ary dia ho entinao any amin'ny rainao hohaniny, mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoentinao any amin’ny rainao hohaniny io mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.
malagasy
ary dia ho entinao any amin'ny rainao hohaniny, mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.