Genesis 27:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Jakoba tamin’i Rebeka reniny: Indro, i Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, nefa izaho kosa dia lehilahy malambo hoditra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jakôba tamin-dRebekà reniny: «I Esao rahalahiko, lehilahy voloina, fa izaho malambo hoditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jakôba tamin’ny reniny: –I Hesao rahalahiko dia voloina, fa izaho kosa malama hoditra.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jakoba tamin-dRebeka reniny: Indro, Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, fa izaho lehilahy malambo hoditra kosa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Jakoba tamin’i Rebeka reniny: Indro, i Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, nefa izaho kosa dia lehilahy malambo hoditra.
malagasy
Fa hoy Jakoba tamin-dRebeka reniny: Indro, Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, fa izaho lehilahy malambo hoditra kosa;