Genesis 27:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mety hitsapa ahy Ikaky, dia ho toy ny mpisandoka eo imasony aho ka hahatonga ozona amiko izany fa tsy tsodrano!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Angamba hitsapa ahy ikaky ka hoheveriny ho mpamazivazy azy aho, ary amin’izay, ozona fa tsy tso-drano no ho azoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha mitsapa ahy ny raiko, dia ho fantany fa mamitaka azy aho; ka hahatonga ozona amiko fa tsy tsodrano izany.
Malagasy Bible 1865
ary angamba hitsapa ahy ikaky, dia ho toy ny mpanandoka eo imasony aho ka hahatonga ozona amiko, fa tsy tso-drano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mety hitsapa ahy Ikaky, dia ho toy ny mpisandoka eo imasony aho ka hahatonga ozona amiko izany fa tsy tsodrano!
malagasy
ary angamba hitsapa ahy ikaky, dia ho toy ny mpanandoka eo imasony aho ka hahatonga ozona amiko, fa tsy tso-drano.