Genesis 27:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy reniny taminy: Aoka ho amiko, anaka, ny ozona tokony ho anao, fa araho ihany ny teniko ka mandehana, ento atỳ amiko ny zanak’osy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy reniny taminy: «Aoka hihatra amiko ny fanozonana anao, anaka. Fa araho ihany ny teniko: mandehana, angalao zanak’osy roa aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly azy kosa ny reniny hoe: –Aoka ho ahy ny ozona, anaka; fa araho ny teniko ka mandehana akao ireo zanak’osy ireo aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny reniny taminy: Aoka ho ahy ihany anaka, ny ozona ho anao; araho ihany ny teniko, ka mandehana, itondray aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy reniny taminy: Aoka ho amiko, anaka, ny ozona tokony ho anao, fa araho ihany ny teniko ka mandehana, ento atỳ amiko ny zanak’osy.
malagasy
Ary hoy ny reniny taminy: Aoka ho ahy ihany anaka, ny ozona ho anao; araho ihany ny teniko, ka mandehana, itondray aho.