Genesis 27:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha izy ka naka izany ary noentiny teo amin’ny reniny; ny reniny kosa nanamboatra sakafo matsiro araka ilay tian’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha naka i Jakôba, ka nitondra izany tamin-dreniny, nanaovany nahandro tsara araka ilay tian-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha i Jakôba naka ireo zanak’osy ka nitondra azy tany amin-dreniny, dia nanamboaran-dreniny hanim-py araka ilay tian’i Itsehàka.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha izy ka naka, ary nitondra tao amin'ny reniny; ary ny reniny kosa dia nanao hanim-py araka ilay tian'ny rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha izy ka naka izany ary noentiny teo amin’ny reniny; ny reniny kosa nanamboatra sakafo matsiro araka ilay tian’ny rainy.
malagasy
Dia nandeha izy ka naka, ary nitondra tao amin'ny reniny; ary ny reniny kosa dia nanao hanim-py araka ilay tian'ny rainy.