Genesis 27:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalain’i Rebeka ny fitafian’i Esao lahimatoany, dia ny tsara indrindra izay notahiriziny tao an-trano, ka natafiny an’i Jakoba zanany faralahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalain-dRebekà ny fitafian’i Esao, zanany lahy matoa, ny tsara indrindra, izay tao an-trano, ka nampitafiany an’i Jakôba, zanany lahy aivo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nalain’i Rebekà ny fitafian’ny lahimatoany izay tsara indrindra tao an-trano, ka natafiny an’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ary nalain-dRebeka ny fitafian'i Esao lahimatoany, dia ny tsara izay efa notehiriziny tao an-trano, ka nampitafiny an'i Jakoba zanany faralahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nalain’i Rebeka ny fitafian’i Esao lahimatoany, dia ny tsara indrindra izay notahiriziny tao an-trano, ka natafiny an’i Jakoba zanany faralahy.
malagasy
Ary nalain-dRebeka ny fitafian'i Esao lahimatoany, dia ny tsara izay efa notehiriziny tao an-trano, ka nampitafiny an'i Jakoba zanany faralahy.