Genesis 27:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nofonosiny ny hoditry ny zanak’osy ny tanany sy ny malambolambo amin’ny vozony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nofonosiny tamin’ny hodi-janak’osy koa ny tanany mbamin’ny malambolambo amin’ny vozony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalainy koa ny hoditr’osy ka namonosany ny sandriny sy ny faritra malama teo amin’ny vozony;
Malagasy Bible 1865
Ary ny hoditry ny zanak'osy dia nafonony ny tànany sy ny malambolambo amin'ny vozony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nofonosiny ny hoditry ny zanak’osy ny tanany sy ny malambolambo amin’ny vozony.
malagasy
Ary ny hoditry ny zanak'osy dia nafonony ny tànany sy ny malambolambo amin'ny vozony;