Genesis 27:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankeo amin’ny rainy i Jakoba ka niteny hoe: Ry Ikaky ô! Dia hoy izy: Inty aho! Iza moa ianao, anaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankao amin-drainy i Jakôba ka nanao hoe: «Dada ô!» Ka hoy i Isaaka: «Inty aho, iza moa ianao anaka?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Jakôba nankany amin’ny rainy ka niteny hoe: –Dada ô! Namaly kosa izy hoe: –Inty aho, anaka, fa iza moa ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nankany amin'ny rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! ary hoy kosa izy: Inty aho; iza moa ianao, anaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankeo amin’ny rainy i Jakoba ka niteny hoe: Ry Ikaky ô! Dia hoy izy: Inty aho! Iza moa ianao, anaka?
malagasy
Ary Jakoba nankany amin'ny rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! ary hoy kosa izy: Inty aho; iza moa ianao, anaka?