Genesis 27:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Indro, efa antitra aho ka tsy fantatro izay andro hahafatesako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Isaaka: «Hitanao fa efa antitra aho izao; ary tsy fantatro izay andro hahafatesako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitanao izao fa efa antitra aho, ka tsy fantatro izay andro hahafatesako.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Indro fa efa antitra aho, ka tsy fantatro izay andro hahafatesako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Indro, efa antitra aho ka tsy fantatro izay andro hahafatesako.
malagasy
Ary hoy izy: Indro fa efa antitra aho, ka tsy fantatro izay andro hahafatesako;