Genesis 27:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Isaka tamin’ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany ianao? Dia hoy izy: Satria NY TOMPO Andriamanitrao no nampahazo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Isaaka tamin-janany: «Ahoana no dia nahazoanao faingana toy izany, anaka?» Ka hoy i Jakôba: «I Iaveh Andriamanitrao no nahatonga azy teo anoloako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanontany azy kosa i Itsehàka hoe: –Ahoana no nahitanao haza faingana toy izao, anaka? Fa namaly izy hoe: –Ny TOMPO Andriamanitrao no nampahatonga azy teo anatrehako.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isaka tamin'ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany ianao? Ary hoy izy: Satria Jehovah Andriamanitrao no nampahazo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Isaka tamin’ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany ianao? Dia hoy izy: Satria NY TOMPO Andriamanitrao no nampahazo ahy.
malagasy
Ary hoy Isaka tamin'ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany ianao? Ary hoy izy: Satria Jehovah Andriamanitrao no nampahazo ahy.