Genesis 27:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nahafantatra azy izy satria voloina tahaka ny tanan’i Esao rahalahiny ny tanany; dia notsofiny rano izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahalala azy izy, satria voloina tahaka ny an’i Esao rahalahiny, ny tanany, ka dia nitso-drano azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatr’i Itsehàka i Jakôba, satria rakotra volo toy ny tanan’i Hesao rahalahiny ny sandriny. Kanefa talohan’ny hitsofany rano azy,
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nahafantatra azy izy, satria voloina tahaka ny tanan'i Esao rahalahiny ny tànany; dia notsofiny rano izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nahafantatra azy izy satria voloina tahaka ny tanan’i Esao rahalahiny ny tanany; dia notsofiny rano izy.
malagasy
Ary tsy nahafantatra azy izy, satria voloina tahaka ny tanan'i Esao rahalahiny ny tànany; dia notsofiny rano izy.