Genesis 27:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Ianao tokoa moa no Esao zanako? Dia hoy izy: Izaho no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy: «Marina tokoa va fa ianao no i Esao, zanako?» Ary hoy i Jakôba: «Izaho no izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanontany azy indray izy hoe: –Ianao tokoa ve no Hesao zanako? Ka novalian’i Jakôba hoe: –Eny, izaho no izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Hianao tokoa moa no Esao zanako? Dia hoy izy: Izaho no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Ianao tokoa moa no Esao zanako? Dia hoy izy: Izaho no izy.
malagasy
Ary hoy izy: Hianao tokoa moa no Esao zanako? Dia hoy izy: Izaho no izy.