Genesis 27:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray Isaka rainy taminy: Mba manatòna kely hoe manoroka ahy, anaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, hoy i Isaaka rainy, taminy: «Manatòna ianao anaka, ka manoroha ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia hoy i Itsehàka rainy taminy: –Manatòna kely hoe ny zanako ka manoroha ahy!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isaka rainy taminy: Mba manatòna kely ka manoroha ahy, anaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray Isaka rainy taminy: Mba manatòna kely hoe manoroka ahy, anaka!
malagasy
Ary hoy Isaka rainy taminy: Mba manatòna kely ka manoroha ahy, anaka.