Genesis 27:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanomezan’Andriamanitra anao anie ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany ary vary sy ranom-boaloboka betsaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra anie hanome anao amin’ny andon’ny lanitra sy amin’ny menaky ny tany; mbamin’ny vary aman-divay ankabetsahana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homen’Andriamanitra anao anie ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany ary ny vary aman-divay betsaka!
Malagasy Bible 1865
Ary hanomezan'Andriamanitra anao anie ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany, ary vary sy ranom-boaloboka betsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanomezan’Andriamanitra anao anie ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany ary vary sy ranom-boaloboka betsaka!
malagasy
Ary hanomezan'Andriamanitra anao anie ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany, ary vary sy ranom-boaloboka betsaka.