Genesis 27:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, miangavy anao aho, raiso ny fiadianao, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha ka mitondrà haza ho ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, alao ny fitaovanao, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ka mandehana any an-tsaha ka mamonoa biby fihaza ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao ankehitriny izao, raiso ny fiadianao, dia ny tsipîkanao sy ny zana-tsipîkanao ka mandehana mihaza; ary ento ho ahy izay haza azonao,
Malagasy Bible 1865
koa ankehitriny, masìna ianao, alao ny fitifiranao dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha, ka ihazao aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, miangavy anao aho, raiso ny fiadianao, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha ka mitondrà haza ho ahy.
malagasy
koa ankehitriny, masìna ianao, alao ny fitifiranao dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha, ka ihazao aho;