Genesis 27:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy koa dia efa nanamboatra sakafo matsiro ka nitondra izany teo amin’ny rainy. Dia hoy izy tamin’ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin’ny hazan’ny zanany mba hitsofanao rano ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba nanao nahandro tsara koa izy, ka nitondra izany tao amin-drainy, ary nanao tamin-drainy hoe: «Aoka hiarina ny raiko sy hihinana ny hazan’ny zanany, mba hitsofan’ny fanahinao rano ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanamboatra hanim-py koa izy dia nitondra izany tany amin’ny rainy sady niteny taminy hoe: –Miarena, ry dada, mihinàna amin’ny haza namboariko, mba hitsofanao rano ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy koa nanao hanim-py ka nitondra azy tao amin'ny rainy; ary hoy izy tamin'ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin'ny hazan'ny zanany, mba hitsofan'ny fanahinao rano ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy koa dia efa nanamboatra sakafo matsiro ka nitondra izany teo amin’ny rainy. Dia hoy izy tamin’ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin’ny hazan’ny zanany mba hitsofanao rano ahy!
malagasy
Ary izy koa nanao hanim-py ka nitondra azy tao amin'ny rainy; ary hoy izy tamin'ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin'ny hazan'ny zanany, mba hitsofan'ny fanahinao rano ahy.