Genesis 27:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toran-kovitra be Isaka ka niteny hoe: Iza ary ilay naka haza ka nitondra izany teto amiko teo? Nihinana tamin’izany rehetra izany aho fony tsy mbola tonga ianao ka efa notsofiko rano izy; eny, hotahina tokoa izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tera-kovitra mafy indrindra i Isaaka, ka nanao hoe: «Iza àry ilay efa naka haza, ka nitondra teto amiko? Fa efa nihinanako avokoa izany, talohan’ny nahatongavanao; ary efa nitso-drano azy aho, ka ho voatso-drano tokoa izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nangovitra fatratra i Itsehàka, ka nanontany hoe: –Fa iza àry ilay nihaza, dia nitondra ny hazany teto amiko ka nihinanako talohan’ny nahatongavanao? Izy no efa notsofiko rano; eny, hotahîna tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary toran-kovitra indrindra Isaka ka nanao hoe: Iza ary ilay naka haza ka nitondra teto amiko, ary efa nihinanako izany rehetra izany, fony tsy mbola tonga ianao, ka efa notsofiko rano izy; eny, hotahina tokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toran-kovitra be Isaka ka niteny hoe: Iza ary ilay naka haza ka nitondra izany teto amiko teo? Nihinana tamin’izany rehetra izany aho fony tsy mbola tonga ianao ka efa notsofiko rano izy; eny, hotahina tokoa izy!
malagasy