Genesis 27:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao ren’i Esao ny tenin’ny rainy dia niantsoantso mafy dia mafy izy sady niteny taminy hoe: Mba tsofy rano re aho, eny, izaho koa, ry Ikaky ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre ny tenin-drainy i Esao dia nikiaka mafy erỳ nitaraina tamin’alahelo mangidy sy nanao tamin-drainy hoe: «Mba tsofy rano aho, dia izaho koa, ry Dada ô!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nandre ny tenin-drainy i Hesao, dia nikiakiaka mafy noho ny alahelony ka nanao hoe: –Dada ô, mba omeo tsodrano koa aho!
Malagasy Bible 1865
Raha vao ren'i Esao ny tenin'ny rainy, dia nitaraina mafy dia mafy izy ka nanao taminy hoe: Mba tsofy rano re aho, dia izaho koa, ry ikaky ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao ren’i Esao ny tenin’ny rainy dia niantsoantso mafy dia mafy izy sady niteny taminy hoe: Mba tsofy rano re aho, eny, izaho koa, ry Ikaky ô!
malagasy
Raha vao ren'i Esao ny tenin'ny rainy, dia nitaraina mafy dia mafy izy ka nanao taminy hoe: Mba tsofy rano re aho, dia izaho koa, ry ikaky ô.