Genesis 27:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy rainy: Tonga teo ny rahalahinao nisandoka ka nahalasa ny tsodranonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Isaaka: «Tonga ny rahalahinao nanao an-kafetsena ka lasany ny tso-dranonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly i Itsehàka hoe: –Tonga teto ny rahalahinao namitaka ahy, ka lasany ny tsodrano tokony ho anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy rainy: Tonga ny rahalahinao nanandoka ka nahalasa ny tso-dranonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy rainy: Tonga teo ny rahalahinao nisandoka ka nahalasa ny tsodranonao.
malagasy
Ary hoy rainy: Tonga ny rahalahinao nanandoka ka nahalasa ny tso-dranonao.