Genesis 27:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa namaly azy Isaka rainy hoe: Indro, ho lavitry ny tsiron’ny tany ny fonenanao, ary ho lavitry ny andon’ny lanitra avy any ambony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao navalin’i Isaaka rainy azy: «Tsy hisy menaky ny tany amin’ny fonenanao, tsy hisy ando avy amin’ny lanitra. Fa ny sabatrao no hivelomanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitomany mafy i Hesao. Fa ny rainy kosa nanao taminy hoe: «Indro ny fonenanao ho lavitry ny tany lonaka sy ho lavitry ny ando midina avy any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Isaka rainy ka nanao taminy hoe: Indro, tsy ho amin'ny tsiron'ny tany ny fonenanao, ary tsy ho amin'ny andon'ny lanitra avy any ambony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa namaly azy Isaka rainy hoe: Indro, ho lavitry ny tsiron’ny tany ny fonenanao, ary ho lavitry ny andon’ny lanitra avy any ambony.
malagasy
Dia namaly Isaka rainy ka nanao taminy hoe: Indro, tsy ho amin'ny tsiron'ny tany ny fonenanao, ary tsy ho amin'ny andon'ny lanitra avy any ambony;