Genesis 27:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anamboary sakafo matsiro araka ilay tiako iny aho, dia ento atỳ amiko hohaniko mba hitsofako rano anao, dieny tsy mbola maty aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia anaovy nahandro tsara ho ahy izany, araka ilay tiako; ka ento aty amiko hohaniko, mba hitsofan’ny fanahiko rano anao, dieny mbola tsy maty aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka anamboaro hanim-py ho ahy araka ilay tiako, ary ento aty hohaniko. Avy eo dia hotsofiko rano ianao alohan’ny hahafatesako.
Malagasy Bible 1865
ary anaovy hanim-py aho araka ilay tiako, ka ento atỳ amiko hohaniko, mba hitsofan'ny fanahiko rano anao, dieny tsy mbola maty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anamboary sakafo matsiro araka ilay tiako iny aho, dia ento atỳ amiko hohaniko mba hitsofako rano anao, dieny tsy mbola maty aho.
malagasy
ary anaovy hanim-py aho araka ilay tiako, ka ento atỳ amiko hohaniko, mba hitsofan'ny fanahiko rano anao, dieny tsy mbola maty aho.