Genesis 27:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha tonga amin’izay andro hahafahanao, dia hotapahinao ny ziogany hiala amin’ny vozonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny rahalahinao no hotompoinao. Mbola ho avy anefa ny hanifihanao ny jiogany, ka ho tapakao ho afaka amin’ny vozonao iny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao. Nefa hiavo-tena ianao ka hanapotika ny ziogany hiala amin’ny vozonao.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha mby amin'izay andro hahafahanao. Dia hotapahinao ny ziogany ho afaka amin'ny vozonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha tonga amin’izay andro hahafahanao, dia hotapahinao ny ziogany hiala amin’ny vozonao.
malagasy
Fa ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha mby amin'izay andro hahafahanao. Dia hotapahinao ny ziogany ho afaka amin'ny vozonao.