Genesis 27:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitoera andro vitsivitsy any aminy mandra-pahafaka ny fahatezeran’ny rahalahinao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mitoera any andro vitsivitsy mandra-pionon’ny hatezeran’ny rahalahinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitoera any aminy aloha mandritra ny fotoana vitsivitsy, mandra-pitony ny rahalahinao.
Malagasy Bible 1865
Ary mitoera any aminy andro vitsivitsy mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitoera andro vitsivitsy any aminy mandra-pahafaka ny fahatezeran’ny rahalahinao;
malagasy
Ary mitoera any aminy andro vitsivitsy mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao,