Genesis 27:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, rehefa afaka ny fahatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia handefa iraka hampaka anao any aho. Fa hataoko ahoana no ho famoy anareo mirahalahy indray andro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa rehefa afaka ny hatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia haniraka hampaka anao any aho. Hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy, indray andro?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa afaka ny hatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia haniraka haka anao any aho; fa nahoana moa aho no hamoy anareo roa lahy indray andro?
Malagasy Bible 1865
eny, mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao aminao, ka ho hadinony izay nataonao taminy; dia haniraka aho ka hampaka anao any; hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy indray andro?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, rehefa afaka ny fahatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia handefa iraka hampaka anao any aho. Fa hataoko ahoana no ho famoy anareo mirahalahy indray andro?
malagasy
eny, mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao aminao, ka ho hadinony izay nataonao taminy; dia haniraka aho ka hampaka anao any; hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy indray andro?Ary hoy Rebeka tamin'Isaka: Tsy te-ho velona aho noho ireny zanakavavin'ny Hetita; raha maka vady amin'ny zanakavavin'ny Hetita Jakoba, tahaka ireto izay avy amin'ny zazavavy tompon-tany koa hataoko inona ny aiko?