Genesis 27:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ren’i Rebeka ny tenin’i Isaka tamin’i Esao zanany lahy. Dia lasa nankany an-tsaha i Esao nitady haza hoentiny mody.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary henon-dRebekà kosa ny nitenenan’i Isaaka tamin’i Esao, zanany; dia lasa i Esao nankany an-tsaha mba hiremby haza sy hitondra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohenoin’i Rebèka anefa ny resak’i Itsehàka sy i Hesao; koa rehefa lasa nandeha nihaza i Hesao,
Malagasy Bible 1865
Ary Rebeka nandre an'Isaka niteny tamin'i Esao zananilahy. Ary dia lasa nankany an-tsaha Esao nitady haza ho entiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ren’i Rebeka ny tenin’i Isaka tamin’i Esao zanany lahy. Dia lasa nankany an-tsaha i Esao nitady haza hoentiny mody.
malagasy
Ary Rebeka nandre an'Isaka niteny tamin'i Esao zananilahy. Ary dia lasa nankany an-tsaha Esao nitady haza ho entiny.