Genesis 27:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’i Jakoba zanany i Rebeka hoe: Indro, reko ny rainao niteny tamin’i Esao rahalahinao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Rebekà nilaza tamin’i Jakôba zanany hoe: «Izao no reko lazain-drainao tamin’i Esao rahalahinao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niantso an’i Jakôba zanany i Rebekà ka nanao hoe: –Reko ny rainao nilaza tamin’i Hesao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Rebeka niteny tamin'i Jakoba zananilahy ka nanao hoe: Indro, efa reko ny rainao niteny tamin'i Esao rahalahinao nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’i Jakoba zanany i Rebeka hoe: Indro, reko ny rainao niteny tamin’i Esao rahalahinao hoe:
malagasy
Ary Rebeka niteny tamin'i Jakoba zananilahy ka nanao hoe: Indro, efa reko ny rainao niteny tamin'i Esao rahalahinao nanao hoe: