Genesis 27:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Itondray haza aho ka anamboary sakafo matsiro hohaniko; dia hitsodrano anao eo anatrehan’NY TOMPO aho, dieny tsy mbola maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Itondray haza aho, ka anaovy nahandro tsara hohaniko, mba hitsofako rano anao eo anatrehan’i Iaveh alohan’ny hahafatesako.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Itondray haza aho ary anamboary hanim-py hohaniko izany; fa rehefa avy mihinana aho, dia hotsofiko rano eo anatrehan’ny TOMPO ianao alohan’ny hahafatesako.»
Malagasy Bible 1865
Ihazao aho, ka anaovy hanim-py hohaniko; dia hitso-drano anao aho eo anatrehan'i Jehovah, dieny tsy mbola maty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Itondray haza aho ka anamboary sakafo matsiro hohaniko; dia hitsodrano anao eo anatrehan’NY TOMPO aho, dieny tsy mbola maty.
malagasy
Ihazao aho, ka anaovy hanim-py hohaniko; dia hitso-drano anao aho eo anatrehan'i Jehovah, dieny tsy mbola maty aho.